TSY HO AHY IRERY (HERMANN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tononkira.serasera.org ho ahy irery tompo o ny fitiavanao
Tsy ho ahy irery tompo o ny fahasoavanao
Fa ho an’ny wcyh rehetra izay manaiky mankato
Ny fahatsaranao ,sy ny fahalebiazanao
ny famonjena efa natolotrao,
ho an’izao tontolo izao
ny fanvotana efa vitanao
misaotra Anao zahay
Nafoinao ny lapanao hanavotra anay
Maty novonoina Ianao noho ny helokay
Nitsangana velona ary eo ankavan-dray
mifona ho xjin qcor ahy sy ho anao
ho an’izao tontolo izao
Tsy ho ahy irery tompo o ny fahasoavanao
Fa ho an’ny wcyh rehetra izay manaiky mankato
Ny fahatsaranao ,sy ny fahalebiazanao
ny famonjena efa natolotrao,
ho an’izao tontolo izao
ny fanvotana efa vitanao
misaotra Anao zahay
Nafoinao ny lapanao hanavotra anay
Maty novonoina Ianao noho ny helokay
Nitsangana velona ary eo ankavan-dray
mifona ho xjin qcor ahy sy ho anao
ho an’izao tontolo izao
--------
Lien:
