IANAO NO HERIKO (HERMANN)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no heriko sy toky fiankinako
andrin’ny fianako miaro izany tononkira.serasera.org diako
Nanafaka ahy tanàty aizina mikitroka
Ka faly izany foko notoloranao ny soa

Dibok’hafaliana zany foko noho ianao
mahatsiaro fahasambarana
Ny fiainako izao
Tsapako fa mitoetra ao anatiko Jesosy
Velona mandrakizay Izy

Raha mitodika ny lasa aho ka mahatsiaro azy ireny
Tsaroako jagck hygs ho zava-poana miserana wtkncxb ihany
Tsy nahitana ny mamy
Fa nitondra fahoriana , nahatonga fahakiviana
Nampitoetra adim-panahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : HERMANN
Visites : 2475
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tianakely
Date : 14/03/2006 10:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03