RAISO JESOSY (HERMANN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny androko sy ny fiainako mbola atokako ho Anao
Ho entiko hitoriana lay filazantsara
Hampiverina indray ireo ondry nania ka hody Aminao
Hahita tononkira.serasera.org fahasambarana sy hitoetra ieshc eo akaikinao
Andao andao manatona ny tompo ianao
Andao andao, mandraisa an’i hwms Jesosy ianao
Henoy henoy ny feo miantso anao
Mitaraina ary koa mitalaho ny hiverenanao
Ianao zay miasa fatratra aza misalasala
Raiso Jesosy ka atolory Azy ny fiainanao
Fa Izy vonona ny hanome lrbkwisf fiadanana
hanafaka ireo tebiteby sy sento maharitra

--------
Rohy: