JESOSY NO FIAINANA (HERMANN)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy azo hianteherana raha izao tontolo izao
Fiainana tsy haharitra fa ho simba sy tononkira.serasera.org ho lao
Tsy misy fiadanana lavitry ny hasambarana
fijaliana no mba hatrehina

Marobe ireo mitaraina torovana
mikaroka oiliekt ny mahasoa hiadanana
zava-poana anefa ireny eny tsy haharitra
fa JESOSY awppdh NO TENA FIAINANA

Eny sarotra tokoa ny ady hatrehany
korontana etsy sy eroa
toa mkny mahavaky fo
Mihasarotra isan’andro
mahavery hevitra
Miangavy Anao mba hiantrao zahay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : HERMANN
Vangy : 2458
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tianakely
Daty : 14/03/2006 10:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326