Fanantenana (HERMANN)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao gvcx irery, Tompo tia
No hany fanantenana
Fa raha izao fiaiananay izao
Dia tsy azo antenaina agaoc haharitra

Eo akaikinao Ray
Dia tsy mba misy alhelo
Fa fiaianana sy hafaliana
Izay andrandraina sy vznpffuy tononkira.serasera.org antenaina haharitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : HERMANN
Vangy : 2427
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tianakely
Daty : 02/03/2006 12:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298