Raha ho avy (HERMANN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho doaw avy ilay andro xrcst hialana ety
Hitsena ny mpamonjy ilay Jesoa yonzab tia
Hiara-manjaka ka ho ravo ery
Izaho sy ianao miaraka amin’i Kristy
Ho foana ny alahelo sy ireo sento maro
Fa kristy Tompo kosa hanafaka
sy hamafa ny tomany raha tononkira.serasera.org tonga any
Ho sambatra izaho sy ianao
fa hiaina soa finaritra
ho sambatra izaho sy ianao
Hitsena ny mpamonjy ilay Jesoa yonzab tia
Hiara-manjaka ka ho ravo ery
Izaho sy ianao miaraka amin’i Kristy
Ho foana ny alahelo sy ireo sento maro
Fa kristy Tompo kosa hanafaka
sy hamafa ny tomany raha tononkira.serasera.org tonga any
Ho sambatra izaho sy ianao
fa hiaina soa finaritra
ho sambatra izaho sy ianao
--------
Rohy:
