ADY SAROTRA (HERMANN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ady sarotra no hodiavina ktadofq amin’izao
Ady mafy sy mavesatra tokoa
Tsy maintsy ho zakaina sy hiaretana
raha te handray lay fiadanana izaho sy qqfnbcu ianao
tsarovy fa amin’ny fahoriam-be tokoa
no hidiranao amin’ny fanjakan'ny lanitra
sahia mijoroa
Hatreho tononkira.serasera.org zay eo aloha
Antsoy Jesoa fa ho mpandresy ianao
Ny rivotra mahery
Toa mampivadi-po
Ny làlana mihasarotra tokoa
Kanefa dia matoky Ano ho andry hiankinako
Arovy aho ambany elatrao dxtm

--------
Rohy: