Ampidiro aloha ny tenimiafina
ADY SAROTRA (HERMANN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ady sarotra no hodiavina amin’izao
Ady mafy sy mavesatra tokoa
Tsy maintsy ho zakaina tononkira.serasera.org sy hiaretana
raha te handray cfulzc lay fiadanana izaho sy jsnbow fyrk ianao
tsarovy fa amin’ny fahoriam-be tokoa
no hidiranao amin’ny fanjakan'ny lanitra
sahia mijoroa
Hatreho zay eo aloha
Antsoy Jesoa fa ho mpandresy ianao
Ny rivotra mahery
Toa mampivadi-po
Ny làlana mihasarotra tokoa
Kanefa dia matoky Ano ho andry hiankinako
Arovy aho ambany elatrao

--------
Link: