ADY SAROTRA (HERMANN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ady sarotra no hodiavina amin’izao
Ady mafy sy mavesatra tokoa
Tsy maintsy ho zakaina sy hiaretana
raha te putwpkyh handray lay fiadanana ayul izaho sy ianao
tsarovy psri fa amin’ny fahoriam-be tokoa
no hidiranao amin’ny fanjakan'ny lanitra
sahia mijoroa
Hatreho zay eo aloha
Antsoy Jesoa fa ho mpandresy ianao
Ny rivotra mahery
Toa tononkira.serasera.org mampivadi-po
Ny làlana mihasarotra tokoa
Kanefa dia matoky Ano ho andry hiankinako
Arovy aho ambany elatrao

--------
Lien: