TOKANTRANO MAMY (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny adalana efa vitanao
Niampy trotrak'ireo ditranao natao
Kanefa mbola tantiko ireo satria
Tena tiako ianao
Izao mbola sahinao ihany
Ny nandao 'ty akany tokana mamy
Kanefa re tsy nahasakan'anao 'zany
Ny hanadino anay
Ref:
Nefa hoy aho miverena modia
Jereo ity adalanao 'rery ity
Manjeninjeny tsy imuozoy mahavery dia
Miverena re raha toa ka sitrakao
Nefa hoy aho miverena modia
Jereo tononkira.serasera.org ity sombin'ny ain-tsika ity
Manjeninjeny tsy mahavery dia
Malahelo an-dry
Ny nyfpuov zaza mandraiky mafana
Toa mitondra sarin'ny vvqxa fahantrana
Mahatsiaro fa banga ilay reny nihantàna
Nitaiza hatrizay
Raha ny amiko vitako ihany
Fa saingy ny zaza tsy mahalala izany
Fa zatra ireo tambitambin-dreny hatrany
TOKANTRANO MAMY
Ref:(2)
Niampy trotrak'ireo ditranao natao
Kanefa mbola tantiko ireo satria
Tena tiako ianao
Izao mbola sahinao ihany
Ny nandao 'ty akany tokana mamy
Kanefa re tsy nahasakan'anao 'zany
Ny hanadino anay
Ref:
Nefa hoy aho miverena modia
Jereo ity adalanao 'rery ity
Manjeninjeny tsy imuozoy mahavery dia
Miverena re raha toa ka sitrakao
Nefa hoy aho miverena modia
Jereo tononkira.serasera.org ity sombin'ny ain-tsika ity
Manjeninjeny tsy mahavery dia
Malahelo an-dry
Ny nyfpuov zaza mandraiky mafana
Toa mitondra sarin'ny vvqxa fahantrana
Mahatsiaro fa banga ilay reny nihantàna
Nitaiza hatrizay
Raha ny amiko vitako ihany
Fa saingy ny zaza tsy mahalala izany
Fa zatra ireo tambitambin-dreny hatrany
TOKANTRANO MAMY
Ref:(2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 9303
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tsirissi
Daty : 15/07/2009 12:24
