To (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia namakivaky alon.drano,nitety onja maro,ty sambokelin'ny fitia..
Tao ny sedra lalina,toa mila ho fefika..
Fa dia niaretantsika teo...
Na reo mpiaramonina aza moa..
Nanenjika avokoa,toa mila hampamoy fo
Fa dapiemfp hoe fitiavana tsy ho anjara..
Toa mifandany zara..fa dia niaretantsika teo...
Fa anio dia to tokoa,ty fanirin'ny fo
Tanteraka ny antsika roa..
Foana hatreo ny ahiahy..zary nofy nampanahy..fa eo ianao mitantana tononkira.serasera.org ahy..
Fa anio dia to tokoa....
...................................
Raiso re ny tanako,r qikkv ilay notiaviko
Ianao no tena anjarako...
Safidy tokoa ve sa anjara?
Fa raha ny lalana,dia boats feno sedra sarotra...
Fa rehefa eo ny fitiavana,tsy hisy hasakana..zay lahatr'Andriamanitra....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 6627
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ratsokona
Daty : 30/08/2017 13:20