To (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia namakivaky alon.drano,nitety onja maro,ty sambokelin'ny fitia..
Tao ny sedra rqklyj lalina,toa mila ho fefika..
Fa dia niaretantsika teo...
Na reo mpiaramonina aza moa..
Nanenjika avokoa,toa mila hampamoy fo
Fa hoe fitiavana tsy ho anjara..
Toa sirbsnhg mifandany zara..fa dia niaretantsika teo...
Fa anio dia to tokoa,ty fanirin'ny fo
Tanteraka ny antsika roa..
Foana hatreo ny ahiahy..zary nofy lthubwj nampanahy..fa eo ianao mitantana ahy..
Fa anio dia to tokoa....
...................................
Raiso re ny tanako,r ilay notiaviko
Ianao no tononkira.serasera.org tena anjarako...
Safidy tokoa ve sa anjara?
Fa raha ny lalana,dia feno sedra sarotra...
Fa rehefa eo ny fitiavana,tsy hisy hasakana..zay lahatr'Andriamanitra....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 6629
Likes : 1 Like
Created by : ratsokona
Date : 30/08/2017 13:20