TENA NAMANA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TENA NAMANA,
Dia nivadika eny, ny taona sy ny volana,, yawqgk
Fa ny tena namana tsy manary anao anati'ny ady sarotra,,
Ny tononkira.serasera.org havana, tsy azo ariana fa fanaja..
Fa ny tena namana, akaikin'ny Fo, mifampizara ny Manjo,,,
Indray andro any,, raha izaho no tafita,
Dia tsy hanadino, ireny rehetra nifanampiana.
Indray dczk andro any,, raha ialahy no tafita,,
Dia tsarovy fa,,
Mbola aty lay namana tsy mahafoy,,
Izao no ataovy an-tsaina..
Tsy irery ianao k'aza mitaraina,,
Raha mbola misy ny azo atao,,
Ndeha hifanampiana,, sanatria,, tsy hifanariana
Ny Ray Tampo,, tena mahavita, mahafatra-po
Fa saingy ny namana,, toa mahavantana,, te taifmy hanolon-tànana,,,
,, ndray andro any,,,
A/C :JOSE. R

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 2389
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hasimbola20
Daty : 29/08/2020 23:50