TENA NAMANA (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TENA NAMANA,

Dia nivadika eny, ny taona sy ny volana,,
Fa ny tena namana tsy manary anao anati'ny ady sarotra,,
Ny havana, tsy azo ariana fa fanaja..
Fa udxwhvt ny tena namana, akaikin'ny Fo, mifampizara ny Manjo,,,

Indray andro any,, raha izaho no tafita,
Dia tsy hanadino, ireny rehetra  nifanampiana.
Indray andro orzzce any,, raha ialahy no tafita,,
Dia tsarovy fa,,
Mbola aty lay namana tsy mahafoy,,

Izao no ataovy an-tsaina..
Tsy irery tononkira.serasera.org ianao k'aza mitaraina,,
Raha mbola misy ny azo atao,,
Ndeha hifanampiana,, sanatria,, tsy hifanariana
Ny Ray rvcbekv Tampo,, tena mahavita, mahafatra-po
Fa saingy ny namana,, toa mahavantana,, te hanolon-tànana,,,
,, ndray andro any,,,
A/C :JOSE. R

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Hasina
Visites : 2317
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hasimbola20
Date : 29/08/2020 23:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306