TENA MATOTRA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TENA MATOTRA..
Fa nandrandraina
Sy tononkira.serasera.org nantenaina
Ty adalanao tfqatjxm ry vdgjpnps nolalaina
Fotoana maro tsy ho tantaraina..
Fa anio aho vao hisy ho lazaina,,
Isaorako eto izao,, ny fandefaranao,,
Nahay nizaka ny tsy nety,,
Fa rano raraka ireny rehetra ireny,,
Ka ny ho avy rehetra,,
Ho anao tsy misy fetra,,
Ka matokia fa manomboka izao,,
Tena matotra eo anilanao,,
Fa olombaovao zao, manoloana anao,,
Ny lasa vonoy sy fafao,
Reo hadalana sy ditra natao,,
Mba miangavy anao re
Avelao..
F ankehitriny izao, efa haiko gokqnkr atao,,
Ny mivavaka ho ahy sy ho anao,,,,
Fa nandrandraina
Sy tononkira.serasera.org nantenaina
Ty adalanao tfqatjxm ry vdgjpnps nolalaina
Fotoana maro tsy ho tantaraina..
Fa anio aho vao hisy ho lazaina,,
Isaorako eto izao,, ny fandefaranao,,
Nahay nizaka ny tsy nety,,
Fa rano raraka ireny rehetra ireny,,
Ka ny ho avy rehetra,,
Ho anao tsy misy fetra,,
Ka matokia fa manomboka izao,,
Tena matotra eo anilanao,,
Fa olombaovao zao, manoloana anao,,
Ny lasa vonoy sy fafao,
Reo hadalana sy ditra natao,,
Mba miangavy anao re
Avelao..
F ankehitriny izao, efa haiko gokqnkr atao,,
Ny mivavaka ho ahy sy ho anao,,,,
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 1306
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hasimbola20
Daty : 29/08/2020 23:50
