TENA MATOTRA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TENA MATOTRA..
Fa nandrandraina
Sy bxapnxv nantenaina
Ty adalanao ry nolalaina
Fotoana maro tsy ho tantaraina..
Fa anio aho vao hisy ho lazaina,,
Isaorako eto izao,, ny pivuyna fandefaranao,,
Nahay nizaka ny tsy nety,,
Fa rano raraka ireny rehetra tononkira.serasera.org ireny,,
Ka ny ho avy rehetra,,
Ho anao tsy misy fetra,,
Ka matokia fa manomboka izao,,
Tena matotra eo anilanao,,
Fa olombaovao zao, manoloana anao,,
Ny lasa vonoy sy fafao,
Reo hadalana sy ditra natao,,
Mba miangavy anao re
Avelao..
F ankehitriny izao, efa haiko atao,,
Ny mivavaka ho ahy xxiug sy ho anao,,,,
Fa nandrandraina
Sy bxapnxv nantenaina
Ty adalanao ry nolalaina
Fotoana maro tsy ho tantaraina..
Fa anio aho vao hisy ho lazaina,,
Isaorako eto izao,, ny pivuyna fandefaranao,,
Nahay nizaka ny tsy nety,,
Fa rano raraka ireny rehetra tononkira.serasera.org ireny,,
Ka ny ho avy rehetra,,
Ho anao tsy misy fetra,,
Ka matokia fa manomboka izao,,
Tena matotra eo anilanao,,
Fa olombaovao zao, manoloana anao,,
Ny lasa vonoy sy fafao,
Reo hadalana sy ditra natao,,
Mba miangavy anao re
Avelao..
F ankehitriny izao, efa haiko atao,,
Ny mivavaka ho ahy xxiug sy ho anao,,,,
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika HasinaVisites : 1305
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hasimbola20
Date : 29/08/2020 23:50
