Mahasambatra (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tena sambatra e
maha ambatra
fa tsara loatra ny hira fiderana
fa tena sambatra e
mahasambatra e
fa kanto loatra ny hira qxpilpc fiderana
fa ngolingoly ny fo amam-panahy
tsaroana ho maivana ny ady anatiko ao
misinda hatreo ny tononkira.serasera.org adin-tsaina sy ahiahy
ooo fa tsara ny fiderana anao
injay fa reko mandona am-poko dopbayhf ao
he tonga indray ny fanantenana vao
misinda hatreo ny adin-tsaina sy ahiahy
nphtteq ooo fa tsara ny fiderana anao
tena sambatra.......................
fa torotoro ny fo amam-panahy
tsaroana ho maivana ny ady anatiko ao
misinda hatreo ny adin-tsaina sy ahiahy
ooo fa tsara ny fiderana anao
maha ambatra
fa tsara loatra ny hira fiderana
fa tena sambatra e
mahasambatra e
fa kanto loatra ny hira qxpilpc fiderana
fa ngolingoly ny fo amam-panahy
tsaroana ho maivana ny ady anatiko ao
misinda hatreo ny tononkira.serasera.org adin-tsaina sy ahiahy
ooo fa tsara ny fiderana anao
injay fa reko mandona am-poko dopbayhf ao
he tonga indray ny fanantenana vao
misinda hatreo ny adin-tsaina sy ahiahy
nphtteq ooo fa tsara ny fiderana anao
tena sambatra.......................
fa torotoro ny fo amam-panahy
tsaroana ho maivana ny ady anatiko ao
misinda hatreo ny adin-tsaina sy ahiahy
ooo fa tsara ny fiderana anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 5373
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/07/2007 08:58
