Ho doria (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny masonao tononkira.serasera.org mibanjina
ny molotrao toa vahotra
te hiteny fa tsy sahy
ny tananao mihazona ahy
toa maangovitra
Efa aiko mygt loatraa lay
toetranao toa menamenatra
milaza raha saingy be fitiavana
ny kqfa fijerinao
zay milaza fa tena tia
Ka na tsy hilaza
dia haiko mazava
fa tena ianao no ttbjguzo anjara
ka dia matokia fa ny foko tia ho anao ho doria
na tsy hanambara dia fantatro tsara
fa ianao ilay hoe malala
ka dia matokia fa tia tena tia
vonon-kiara-dia
ka dia matokia fa ny foko tia
ho anao ho Doria
Tsaroako etoana fa tsy ho adinoiko
lay andro iray nanoratanao ny dinam-pitiavana
manomboka eo mandrakizay
lay tantaranay
ny molotrao toa vahotra
te hiteny fa tsy sahy
ny tananao mihazona ahy
toa maangovitra
Efa aiko mygt loatraa lay
toetranao toa menamenatra
milaza raha saingy be fitiavana
ny kqfa fijerinao
zay milaza fa tena tia
Ka na tsy hilaza
dia haiko mazava
fa tena ianao no ttbjguzo anjara
ka dia matokia fa ny foko tia ho anao ho doria
na tsy hanambara dia fantatro tsara
fa ianao ilay hoe malala
ka dia matokia fa tia tena tia
vonon-kiara-dia
ka dia matokia fa ny foko tia
ho anao ho Doria
Tsaroako etoana fa tsy ho adinoiko
lay andro iray nanoratanao ny dinam-pitiavana
manomboka eo mandrakizay
lay tantaranay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 3344
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tatchy
Daty : 07/11/2015 15:03
