Ho doria (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny masonao mibanjina
ny molotrao toa vahotra
te hiteny fa tsy sahy
ny tananao mihazona ahy
toa maangovitra
Efa aiko loatraa lay
toetranao toa menamenatra
milaza raha saingy be fitiavana
ny fijerinao
zay milaza fa tena tia
Ka na tsy hilaza
dia haiko mazava
fa tena ianao no anjara
ka dia matokia fa ny foko tia ho anao ho doria
na tsy hanambara dia fantatro tsara
fa ianao ilay hoe malala
ka dia matokia fa tia tena tia
vonon-kiara-dia
ka dia matokia fa ny foko tia
ho anao ho Doria
Tsaroako etoana fa tsy ho adinoiko
lay andro iray nanoratanao ny dinam-pitiavana
manomboka eo mandrakizay
lay tantaranay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Hasina
Visites : 2545
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tatchy
Date : 07/11/2015 15:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0752