Ampidiro aloha ny tenimiafina
HIADY (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIADY,
Iza no hitarainana,,
Amin 'ity fiainana,
Tsy maintsy miavo-tena..
F tononkira.serasera.org izay no fahendrena,,
Tsy mikaroka,,
Fiainana efa sarotra,,
Miaritra ny cgdxxgj mangirifiry,,,
Fa tsy maintsy mikiry,,
Hiezaka aho mb hiady mafy,,
Ahazoako tsy hiafiafy,,
Ny hatsemboako sy ny herim-poko,,
No entiko hamelomako
Ny fiainako ety an-tany xkuc anie,,
Sy hamelomako ny ankohonako,,
Hiady aho, hiady amin'ny Angady e,, fa tsy maintsy mitady,,
Teren'ny tsy fananana..
Na miempaka aza ny... dflow tànana,,
Mamadika bainga mankadiry,,
Fa tsy maintsy mikiry,,
Tsy maintsy mikaroka..
,,,,,,,..
Iza no hitarainana,,
Amin 'ity fiainana,
Tsy maintsy miavo-tena..
F tononkira.serasera.org izay no fahendrena,,
Tsy mikaroka,,
Fiainana efa sarotra,,
Miaritra ny cgdxxgj mangirifiry,,,
Fa tsy maintsy mikiry,,
Hiezaka aho mb hiady mafy,,
Ahazoako tsy hiafiafy,,
Ny hatsemboako sy ny herim-poko,,
No entiko hamelomako
Ny fiainako ety an-tany xkuc anie,,
Sy hamelomako ny ankohonako,,
Hiady aho, hiady amin'ny Angady e,, fa tsy maintsy mitady,,
Teren'ny tsy fananana..
Na miempaka aza ny... dflow tànana,,
Mamadika bainga mankadiry,,
Fa tsy maintsy mikiry,,
Tsy maintsy mikaroka..
,,,,,,,..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 1160
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hasimbola20
Daty : 29/08/2020 23:50
