HIADY (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIADY,
Iza no hitarainana,,
Amin 'ity fiainana,
Tsy maintsy miavo-tena..
F tononkira.serasera.org izay no fahendrena,,
Tsy mikaroka,,
Fiainana efa sarotra,,
Miaritra ny mangirifiry,,,
Fa tsy maintsy mikiry,,
Hiezaka aho vueo atlzh mb hiady mafy,,
Ahazoako tsy hiafiafy,,
Ny hatsemboako sy ny herim-poko,,
No entiko hamelomako
Ny fiainako ety an-tany anie,,
Sy hamelomako ny ankohonako,,
Hiady aho, jyyvwcy hiady amin'ny Angady e,, fa tsy maintsy mitady,,
Teren'ny tsy fananana..
Na miempaka aza ny... tànana,,
Mamadika bainga mankadiry,,
Fa tsy maintsy mikiry,,
Tsy maintsy mikaroka..
,,,,,,,..
Iza no hitarainana,,
Amin 'ity fiainana,
Tsy maintsy miavo-tena..
F tononkira.serasera.org izay no fahendrena,,
Tsy mikaroka,,
Fiainana efa sarotra,,
Miaritra ny mangirifiry,,,
Fa tsy maintsy mikiry,,
Hiezaka aho vueo atlzh mb hiady mafy,,
Ahazoako tsy hiafiafy,,
Ny hatsemboako sy ny herim-poko,,
No entiko hamelomako
Ny fiainako ety an-tany anie,,
Sy hamelomako ny ankohonako,,
Hiady aho, jyyvwcy hiady amin'ny Angady e,, fa tsy maintsy mitady,,
Teren'ny tsy fananana..
Na miempaka aza ny... tànana,,
Mamadika bainga mankadiry,,
Fa tsy maintsy mikiry,,
Tsy maintsy mikaroka..
,,,,,,,..
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 1121
Likes : 0 Like
Created by : hasimbola20
Date : 29/08/2020 23:50
