Ampidiro aloha ny tenimiafina
FONJAN \' I NENY (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry neny o
io maraina tononkira.serasera.org io aho nandre fa maty ianao
tsy ho tantiko tsy zakako
vokatry ny ditrako
izaho anie ,manala sazy ety am-ponja izao
iza indray no andray ,ity nofo mangatsikanao
Ry neny o,hay tsy tantinao ny henatr’olona
Ry neny o ,reo manodidina manondro molotra
thztlixd Ry neny o, izaho aty quexnsov ka efa niova anie
IReo mafy qbnnu nentinao,tsy fonjako fa fonjanao
Ry neny o, ndeha ho lany taminga ve ianao?
Reo havana,reo namana,toa mialangalana
Hatramizao,dia tsy natao hiara-tsambatra
mandra-maty ianao ,nigoaka fijaliana
Ry neny o, dia tsy ahita maso intsony anao anie aho
Ry neny o, iza indray no hamangivangy ahy
Ry neny o, izaho aty ka efa niova anie
Ireo mafy nentinao ,tsy fonjako fa fonjanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 25287
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JOSE
Daty : 18/02/2005 00:23