Ampidiro aloha ny tenimiafina
FONJAN \' I NENY (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry neny o
io maraina io aho nandre fa maty ianao
tsy ho tantiko tsy zakako
vokatry tononkira.serasera.org ny ditrako
izaho anie ,manala sazy ety am-ponja izao
iza indray no andray ,ity nofo mangatsikanao
Ry neny o,hay tsy tantinao ny henatr’olona
Ry neny wigacc o ,reo manodidina manondro molotra
Ry neny o, izaho aty ka efa niova anie
IReo mafy nentinao,tsy fonjako fa fonjanao
Ry neny o, ndeha ho lany taminga ve ianao?
Reo havana,reo namana,toa mialangalana
Hatramizao,dia tsy natao hiara-tsambatra
mandra-maty ianao ,nigoaka fijaliana
Ry neny o, dia tsy ahita maso jpzgdqlv ullsjfcz intsony anao anie aho
Ry neny o, iza indray no hamangivangy ahy
Ry neny o, izaho aty ka efa niova anie
Ireo mafy nentinao ,tsy fonjako fa fonjanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 24298
Likes : 0 Like
Created by : JOSE
Date : 18/02/2005 00:23