FITIAVANA TSY MIOFO (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hamafisiko androany,irony voady nataoko jiawkl ela izay...
Porofoiko fa tia,ny fitiavako efa vonona ho doria...
Reo lokaloka taloha,zay noheverinao tsy ho toa...
Dia mbola ho dradraiko fa..ny ato am.poko
Mitempo anao ho doria...
Reo tononkira.serasera.org nofinofy hatrizay,tsy miova sanatria..
Ekeko aloha fa tsy ho lafatra...
F'izay kely mba ananana..
Zay tratrin 'ny heriko dia..
Foiko omena anao..
Na lavitra ptow ahy aza ianao,ny fitiavako hipetraka ho anao..
F'ilay fitia mandramaty..tsy miofo..
F'ijanona ho doria...
Na tsy ho eo intsony aza ianao ny fitiavako..hipetraka ho anao....
Vonon.kisedra satria..efa gzuxn tia ho doria...
Reo nofinofy...............

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika HasinaVisites : 5508
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ratsokona
Date : 30/08/2017 14:59