Ampidiro aloha ny tenimiafina
FITIAVANA TSY MIOFO (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hamafisiko androany,irony voady nataoko ela izay...
Porofoiko fa tia,ny fitiavako efa vonona ho doria...
Reo lokaloka taloha,zay noheverinao tsy ho toa...
Dia mbola ho dradraiko fa..ny ato am.poko
Mitempo anao ho doria...
Reo nofinofy kyicsjf hatrizay,tsy rfduxbyx miova sanatria..
Ekeko aloha fa tsy ho lafatra...
F'izay kely mba ananana..
Zay tratrin 'ny heriko dia..
Foiko omena anao..
Na lavitra ahy aza ianao,ny fitiavako hipetraka ho anao..
F'ilay fitia mandramaty..tsy miofo..
F'ijanona ho doria...
Na jljupmj tsy ho eo intsony aza ianao ny fitiavako..hipetraka ho anao....
Vonon.kisedra satria..efa tononkira.serasera.org tia ho doria...
Reo nofinofy...............

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 5258
Likes : 1 Like
Created by : ratsokona
Date : 30/08/2017 14:59