FAHORIANA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ranomaso hafahafa..
No mijohy lava izao..
Mila atoho fo..fijaliana mankalao..
Ao reo mitaraina..
Fa nahoana ny tontolo..
Efa wfwafg miantra aman'aina
Ny sakafo efa bobongolo..
Fa nahoana loatra lahy..
Misy ireo sahisahy..
Manosihosy ny afywfub mahaolona
Na ny vavy izany ..na ny lahy..
Mby an.koditra tononkira.serasera.org ny ankaso
Fahoriana avy hatrany..
Mijohy ny ranomaso
Fijaliana sesilany..
Ny kely mba anananao
No hesorian tsy ho jdvxz anao
Zay teo am.pelatananao
Ritra tsotra izao..
No mijohy lava izao..
Mila atoho fo..fijaliana mankalao..
Ao reo mitaraina..
Fa nahoana ny tontolo..
Efa wfwafg miantra aman'aina
Ny sakafo efa bobongolo..
Fa nahoana loatra lahy..
Misy ireo sahisahy..
Manosihosy ny afywfub mahaolona
Na ny vavy izany ..na ny lahy..
Mby an.koditra tononkira.serasera.org ny ankaso
Fahoriana avy hatrany..
Mijohy ny ranomaso
Fijaliana sesilany..
Ny kely mba anananao
No hesorian tsy ho jdvxz anao
Zay teo am.pelatananao
Ritra tsotra izao..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 2958
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ratsokona
Daty : 30/08/2017 14:17
