FAHORIANA (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ranomaso hafahafa..
No mijohy lava izao..
Mila atoho fo..fijaliana mankalao..
Ao reo mitaraina..
Fa nahoana ny pprhj tontolo..
Efa miantra kotiry aman'aina
Ny sakafo efa bobongolo..
Fa nahoana loatra lahy..
Misy ireo sahisahy..
Manosihosy ny mahaolona
Na ny vavy izany ..na ny lahy..
Mby an.koditra ny ankaso
Fahoriana bkonzo avy hatrany..
Mijohy ny tononkira.serasera.org ranomaso
Fijaliana sesilany..
Ny kely mba anananao
No hesorian tsy ho anao
Zay teo am.pelatananao
Ritra tsotra izao..
No mijohy lava izao..
Mila atoho fo..fijaliana mankalao..
Ao reo mitaraina..
Fa nahoana ny pprhj tontolo..
Efa miantra kotiry aman'aina
Ny sakafo efa bobongolo..
Fa nahoana loatra lahy..
Misy ireo sahisahy..
Manosihosy ny mahaolona
Na ny vavy izany ..na ny lahy..
Mby an.koditra ny ankaso
Fahoriana bkonzo avy hatrany..
Mijohy ny tononkira.serasera.org ranomaso
Fijaliana sesilany..
Ny kely mba anananao
No hesorian tsy ho anao
Zay teo am.pelatananao
Ritra tsotra izao..
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 2959
Likes : 1 Like
Created by : ratsokona
Date : 30/08/2017 14:17
