AKAMA TSY MAHAFOY (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AKAMA TSY MAHAFOY
Na any lavitra aza indry..
Tsy ho tazanay fbgu eto intsony
Dia tsarovy fa ny aty,,
Ilay akama tsy mahafoy,,
Miandry fona,, mahatsiaro foana,,
Na ianao any tsy tafandry
Fa any andro iray,, hifankahita indray
Ka hankafy hamerina tononkira.serasera.org ilay fiarahana,,
Dia aza hadino õ! Zay jaby aty,,
Dia aza hadino fa toy ny any ny aty ee
Reo sangisangy manala azy
Hira sy vazivazy,
Mitamberina ao antsaina
Ireny lasantsika ireny, wxzftzzq
Fiarahantsika,, isankariva
Na ianao any tsy tafandry
Fa any andro iray,,
Hifankahita indray,,
Ka hankafy hamerina lctfxara ilay
Fiarahana,,
Dia aza hadino,, zahay jiaby aty,,,,,,,,,
,,,,,,,,,,,,,,,,
A/C:JOSE
Na any lavitra aza indry..
Tsy ho tazanay fbgu eto intsony
Dia tsarovy fa ny aty,,
Ilay akama tsy mahafoy,,
Miandry fona,, mahatsiaro foana,,
Na ianao any tsy tafandry
Fa any andro iray,, hifankahita indray
Ka hankafy hamerina tononkira.serasera.org ilay fiarahana,,
Dia aza hadino õ! Zay jaby aty,,
Dia aza hadino fa toy ny any ny aty ee
Reo sangisangy manala azy
Hira sy vazivazy,
Mitamberina ao antsaina
Ireny lasantsika ireny, wxzftzzq
Fiarahantsika,, isankariva
Na ianao any tsy tafandry
Fa any andro iray,,
Hifankahita indray,,
Ka hankafy hamerina lctfxara ilay
Fiarahana,,
Dia aza hadino,, zahay jiaby aty,,,,,,,,,
,,,,,,,,,,,,,,,,
A/C:JOSE
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika HasinaVangy : 1296
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hasimbola20
Daty : 26/08/2020 14:48
