Ampidiro aloha ny tenimiafina
AKAMA TSY MAHAFOY (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AKAMA TSY MAHAFOY
Na any lavitra aza indry..
Tsy ho tazanay eto intsony
Dia tsarovy fa ny aty,,
Ilay akama tsy mahafoy,,
Miandry fona,, mahatsiaro foana,,
Na ianao any tsy tafandry
Fa any andro iray,, hifankahita syjeg indray
Ka hankafy gzffqts hamerina ilay fiarahana,,
Dia aza hadino õ! Zay jaby aty,,
Dia aza hadino fa toy ny any ny aty ee
Reo sangisangy manala azy
Hira sy vazivazy,
Mitamberina ao antsaina
Ireny lasantsika ireny,
Fiarahantsika,, isankariva
Na ianao any tononkira.serasera.org tsy tafandry
Fa any andro rjyuzaps iray,,
Hifankahita indray,,
Ka hankafy hamerina ilay
Fiarahana,,
Dia aza hadino,, zahay jiaby aty,,,,,,,,,
,,,,,,,,,,,,,,,,
A/C:JOSE
Na any lavitra aza indry..
Tsy ho tazanay eto intsony
Dia tsarovy fa ny aty,,
Ilay akama tsy mahafoy,,
Miandry fona,, mahatsiaro foana,,
Na ianao any tsy tafandry
Fa any andro iray,, hifankahita syjeg indray
Ka hankafy gzffqts hamerina ilay fiarahana,,
Dia aza hadino õ! Zay jaby aty,,
Dia aza hadino fa toy ny any ny aty ee
Reo sangisangy manala azy
Hira sy vazivazy,
Mitamberina ao antsaina
Ireny lasantsika ireny,
Fiarahantsika,, isankariva
Na ianao any tononkira.serasera.org tsy tafandry
Fa any andro rjyuzaps iray,,
Hifankahita indray,,
Ka hankafy hamerina ilay
Fiarahana,,
Dia aza hadino,, zahay jiaby aty,,,,,,,,,
,,,,,,,,,,,,,,,,
A/C:JOSE
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika HasinaVisites : 1369
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hasimbola20
Date : 26/08/2020 14:48
