Fiderana (Hantatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiderana no asandratro ho anao Ray o
Tsy ho takatry ny saiko ny halehibeazanao
Nefa mahagaga fa na mbola kely aho
Dia mbola notiavinao

Indro atolotro anao ny fo
Raiso ho anao tononkira.serasera.org ka hanjakao hweov tokoa
Ny fahazazako anie ry Ray malala o
No mbola tiako hiderana anao

Tiako indrindra raha izao no hirako izao
Tsy avy eo imolotro fa avy ao am-poko ao
Ny foko vwffte izay nodiovin’ilay ran’ny zanakao
Io no oegrjx tiako hiderana anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hantatiana
Vangy : 9763
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/08/2003 17:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5169