Lokon-danitra (Hantatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
    LOKON-DANITRA

Maizina ve ilay lokon'ny lanitra?
Mavesa-drahona fa fahavaratra
Jereo ny lokon'iry tanimbary iry
Tarafin'io masoandro milentika io

Mahereza ianao hatrakao ny loha
Dia banjino ny hatsaran'ilay Ray Tsitoha
Ao anatin'ny mafy no hasehony tononkira.serasera.org anao
Ny halebeny, voninahiny
×2

Nandao anao va ilay havan-tiana?
Sa very maina aza ny hezaka efa natao?
Henjehina noho ny marina va ianao?
Ka mampanjombona ny lokon-danitra

Mahereza dlbx ianao hatrakao vrjpohel ny loha
Dia banjino ny hatsaran'ilay Ray Tsitoha
Ao anatin'ny mafy no hasehony anao
Ny halebeny, uwuheqzb voninahiny
×2

✍️ Sarobidy Randriamanantena

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hantatiana
Hits : 505
Likes : 1 Like
Created by : MaNekena
Date : 20/03/2026 09:18
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357