You are here: home > Tononkira > Hantatiana

Hafaliana (Hantatiana)

Hafaliana no entinay androany
Hafaliana tena avy ao am-po
Hafaliana hamafa ny tomany
Hampahery ireo mamoy fo

Resin'ny adim-piainana va ianao ?
Sa sakaiza tiana no efa nandao ?
Hafaliana atolatray e
Hampitraka anao indray e
Mety hahartononkira.serasera.orgitra ho mandrakizay

Hafaliana no entinay androany
Hafaliana tena avy ao am-po
Hafaliana hamafa ny tomany
Hampahery ireo mamoy fo

Hafalian'ireo voavela heloka
Miaina ao anaty fahafahana
Hafaliana atolotray
Hampitraka anao indray e
Mety haharitra ho mandrakizay

Mpihira : Hantatiana
Mpamaky : 7119
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 16/04/2015 07:49:50
ID : 7391

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo