Ny fiainako dia voninkazo (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho Jesosy
Hanitrao opkd no hanitro
Sambatra aho Jesosy
Fiainanao no fiainako
Ny fiainako dia voninkazo an-jaridaina soa
Izay manintona ny maso maro tia tokoa
Fantatro fa mbola halazo nefa mamiko
Satria mitondra hanitra ho an’ny namako
Sambatra aho Jesosy
Taratrao no taratro
Sambatra aho Jesosy
Fiainanao no fiainako
Ny fiainako dia kintana anaty aizina
Izay mitondra hazavana ho an’ny hafa koa
Tsy mba tompony eurdte aho ka hoe kxkvvb hireharehavako
Fa taratra tononkira.serasera.org avy aminao no aharihariko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HantatianaVisites : 5004
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/08/2003 17:06