Fiderana (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiderana no asandratro ho anao Ray o
Tsy ho rsarpuu takatry ny saiko ny halehibeazanao
Nefa mahagaga fa na mbola kely aho
Dia mbola notiavinao
Indro atolotro anao ny fo
Raiso ho anao ka hanjakao tokoa
Ny fahazazako anie ry Ray malala o
No mbola tiako hiderana jwtflbm anao
Tiako indrindra raha izao no hirako izao
Tsy avy eo imolotro fa avy ao tuglvcs am-poko ao
Ny foko izay nodiovin’ilay ran’ny zanakao
Io no tiako tononkira.serasera.org hiderana anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : HantatianaVisites : 9606
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/08/2003 17:19