Fiderana (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiderana no asandratro ho anao Ray o
Tsy ho takatry ny saiko ny halehibeazanao
Nefa cqmllp mahagaga fa na mbola kely aho
Dia mbola notiavinao
Indro atolotro anao ny fo
Raiso ho anao ka hanjakao tokoa
Ny fahazazako anie ry Ray malala o
No mbola tiako hiderana qphjbdu anao
Tiako indrindra raha izao no hirako izao
Tsy avy eo imolotro fa avy ao am-poko ao
Ny foko izay nodiovin’ilay ran’ny tononkira.serasera.org zanakao
Io no tiako hiderana anao lfnxt

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HantatianaHits : 9764
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 19/08/2003 17:19