Jeso no fanantenako (Hantatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso no fanantenako
Eo amin'ny fiainako
Ka n'aiza lalan hombako
Mialoha lalana ulzumsyz ahy ny Mpamonjiko
Fanantenako tononkira.serasera.org ny ho isan'ny
Handova ilay fianan-danitra
Efa nialoha lalana izy ka nanomana
Fitoerana ho ahy ho mandrakizay
Tany lalovana eto
Be haratsiana ety
Mahantra rzit indrindra izay
mifikitra amin'ny harena xqklyp ety
Fanantenako ny ho isan'ny
Handova ilay fianan-danitra
Efa nialoha lalana izy ka nanomana
Fitoerana ho ahy ho mandrakizay
Eo amin'ny fiainako
Ka n'aiza lalan hombako
Mialoha lalana ulzumsyz ahy ny Mpamonjiko
Fanantenako tononkira.serasera.org ny ho isan'ny
Handova ilay fianan-danitra
Efa nialoha lalana izy ka nanomana
Fitoerana ho ahy ho mandrakizay
Tany lalovana eto
Be haratsiana ety
Mahantra rzit indrindra izay
mifikitra amin'ny harena xqklyp ety
Fanantenako ny ho isan'ny
Handova ilay fianan-danitra
Efa nialoha lalana izy ka nanomana
Fitoerana ho ahy ho mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HantatianaHits : 10635
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 16/04/2015 09:51
