VONJEO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriananahary e, vonjeo izahay e
fa miharatsy sy mihamafy ity fiainanay
Tsy zaka ecqf intsony, mafy ny adinay,
omeo hery mba tsy tejwybw ho very ity zandrinao
Miantso anao, miantso prvmoyhl mafy vonjeo zahay (zanahary e!)
Mangeja loatra ity fahotana mahazo anay (zanahary e!)
Vonjeo Zanahary e mijaly ny ainay
Vonejeo fa marary e ity tononkira.serasera.org fanahinay
Andriananahary e ampio izahay e
fa miady irery ka mila ho resin'ny fankam-panahy
Ny asan'i satana mamely anay,
omeo hery mba tsy ho very ity zandrinao!
A/C Dinah GABRIEL
HANITR'OLIVA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVangy : 1000
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : HANITROLIVA301
Daty : 09/12/2019 15:25