VONJEO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriananahary hsci e, vonjeo izahay e
fa miharatsy sy mihamafy ity fiainanay
Tsy zaka intsony, mafy ny adinay,
omeo hery mba tononkira.serasera.org tsy ho very ity zandrinao
Miantso anao, miantso mafy vonjeo jpey nibeb zahay (zanahary e!)
Mangeja loatra ity fahotana mahazo anay (zanahary e!)
Vonjeo Zanahary e mijaly ny ainay
Vonejeo fa marary e ity fanahinay
Andriananahary e ampio izahay e
fa miady irery ka mila ho resin'ny fankam-panahy
Ny asan'i satana mamely anay,
omeo hery mba tsy ho very ity zandrinao!
A/C Dinah GABRIEL
HANITR'OLIVA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaHits : 1001
Likes : 1 Like
Created by : HANITROLIVA301
Date : 09/12/2019 15:25