TORIO KRISTY (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ujogpok "Odianao tsy hita ve? sa kosa tsy mandre
ny antson'ny Tompo ianao?
Ankehitriny tononkira.serasera.org izao, andeha re ilazao ka torio , torio Kristy!"

"Koa mandehana ianao amin'izao tontolo xlurwib izao
Mibebaha , mibebaha ry olona ô!
Indro efa akaiky izao ny andro farany ety,
avia, avia ka torio!"

"Efa hatrin'ny elabe Jesosy Tompo re
no niandry anao ftqwqz ka mibebaha!
Ny hadalana be ety ilaozy ka ario fa
Torio , torio Kristy!"

RANDRIANASOLO Andry

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296