TORIO KRISTY (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Odianao tsy hita ve? sa gtsz kosa tsy mgmhaz mandre
ny antson'ny Tompo ianao?
Ankehitriny izao, tononkira.serasera.org andeha re ilazao ka torio , torio Kristy!"
"Koa mandehana ianao amin'izao tontolo izao
Mibebaha , mibebaha ry olona ô!
Indro efa akaiky izao ny andro farany ety,
avia, dnvfo avia ka torio!"
"Efa hatrin'ny elabe Jesosy Tompo re
no niandry anao ka mibebaha!
Ny hadalana be ety ilaozy ka ario fa
Torio , torio Kristy!"
RANDRIANASOLO Andry
ny antson'ny Tompo ianao?
Ankehitriny izao, tononkira.serasera.org andeha re ilazao ka torio , torio Kristy!"
"Koa mandehana ianao amin'izao tontolo izao
Mibebaha , mibebaha ry olona ô!
Indro efa akaiky izao ny andro farany ety,
avia, dnvfo avia ka torio!"
"Efa hatrin'ny elabe Jesosy Tompo re
no niandry anao ka mibebaha!
Ny hadalana be ety ilaozy ka ario fa
Torio , torio Kristy!"
RANDRIANASOLO Andry
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVisites : 945
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rijajose
Date : 05/01/2023 14:02
