Ampidiro aloha ny tenimiafina
JESOSY NO FIDIO (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay Jesô , io no fidio!
Ilay Jesô, io no itokio!
Io tononkira.serasera.org ilay tsy mamitaka, io Ilay fanavotana!
Ilay Jesô no iantehero sy fidio
Ilay Jesô nanome ny ainy manontolo noho ianao!
Fanavotan-dehibe, gncad fanavotana ho anao!
Noho ny rà nalatsany nanafaka ny taninao!
Noho ny rà nalatsany, io ilay Fitiavany
Noho ny rà nalatsany ho hhokrj ahy sy ho anao!
Isanandro no azo ifidianana Azy!
Ianao ihany no hanao ny raharaha!
Ao am-po no andatsaho, ao ilay safidinao
Ilay devoly anie no mpifanandrina!
RAKOTONIRINA Heriniaina vwhuo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVangy : 851
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rijajose
Daty : 05/01/2023 14:20