Hody aho (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpivahiny, ho aiza moa izany dianao e.
Mba henoy izany hafatra ambara xxwer aminao e.
Fantatrao ve Ilay Mpamonjy sy Tompo mahery.
Jesoa zwwhd Kristy, namoy ny ainy hamonjy antsika ô ô!
Raiso Izy,ao tononkira.serasera.org am-po, raiso tsara.
F'izy ihany no mahatsara fiafara.

Ref: Ty tamy aho ô ry Raiko izay malala.
Raiso ho yyizjmb anao, aza avela hiala.
Very aho ka Ianao no fanafody ho ahy.
Ity tamy aho, raiso ny tànako fa hody aho.

Ry mpirenireny, nivezivezy nikaro-javatsoa,
tsy nahita, tsy nahazo izay mahasoa.
Manatòna, ampy ho anao Ilay Mpamonjy Mahery.
Jesoa Kristy, tonga hitady sy hamonjy ny very ô ô.
Mivavaha, matokia fa tsy irery.
F'ilay Ray tsy mandao fa mijery.

Ref :Ty tamy aho.....

Tonony sy Feony:ANDRIATSITOHAINA Tsilo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302