Hody aho (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpivahiny, ho aiza moa izany dianao e.
Mba henoy izany hafatra ambara aminao e.
Fantatrao ve Ilay Mpamonjy sy fkroo Tompo mahery.
Jesoa Kristy, namoy ny ainy hamonjy antsika ô ô!
Raiso Izy,ao am-po, raiso tsara.
F'izy ihany no mahatsara fiafara.

Ref: Ty tamy aho ô ry Raiko izay malala.
Raiso ho anao, aza avela hiala.
Very aho ka Ianao no fanafody ho ahy.
Ity tamy hkde aho, raiso ny tànako fa hody aho.

Ry mpirenireny, nivezivezy nikaro-javatsoa,
tsy nahita, tsy nahazo izay mahasoa.
Manatòna, ampy ho anao Ilay Mpamonjy Mahery.
Jesoa Kristy, tonga hitady sy hamonjy tononkira.serasera.org ny very ô ô.
Mivavaha, matokia fa tsy irery.
F'ilay Ray tsy mandao fa mijery.

Ref :Ty tamy aho.....

Tonony sy Feony:ANDRIATSITOHAINA Tsilo yyazbm

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403