Ambany elatrao (Groupe sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rrjx Ambany elatrao
Tiako ny hitoetra ao aminao raha toa ka sitrakao
Indro aho mitalaho sy miandrandra famonjena ity mpanomponao
Fa saika lavo aho tamin’ireo fakam-panahy nataon’ilay satana
Anaty haizina aho no indro fa miantso anao
Omeo ny tananao
Réf: ampodio ‘zahay ry Tompo ô
Arovy koa ho ambany elatrao
Fa iza moa, iza moa ‘zahay no tsinjovinao
Ary koa avelao ny helokay ry Tompo ô
Ny saotra anie ho anao
Apetrako ao aminao bjpzty ny faniriako
Raha iaijsawv sitrakao ry Ray mba ho toa izay zavatra kinasa
Ny fiainako am-panahy Tompo ô ,mba tahionao
Aza avela tononkira.serasera.org hiady irery fa mafy ny onja ety
Fa mila ho reraka aho
Réf: ampodio ‘zahay ry Tompo ô
Arovy koa ho ambany elatrao
Fa iza moa, iza moa ‘zahay no tsinjovinao
Ary koa avelao ny helokay ry Tompo ô
Ny saotra anie ho anao
A/C: Hasina Niaina

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Groupe sarobidyVangy : 551
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hasina1370
Daty : 22/12/2023 14:39