Fiderana mafana (Groupe sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fiderana mafana
Androany vao maraina aho dia efa faly
Tsy misy ahiahy intsony, na koa jaly
Fa ny herinao ry Tompo no nifoha teto amiko
Ny famonjenao no hira mamin'ny molotro
Tsy ho haiko ny hangina, tononkira.serasera.org fa hiboiboika ny ao anatiko
Hampitombo ny fiderana izay efa natomboko!
Na inona hitranga, na inona hiseho
Eo rpshk anilanao aho, tsy hiala eo
Ianao no vatolampy, iplsvha Ianao no toky be
Ny làlana alehako, Ianao no mitantana sy mampandeha
Koa asandratra ny feo, ho voninahi(try) ny Anaranao
Fa Ianao irery ihany no Mpanjaka vaovao!
ref:
Andao hihira, andao handihy!
Fiderana mafana, tsy misy ahiahy!
Atsangano ny tanana, hobio ny Mpamonjy
Fa Ianao no vatolampy, fgkxpin mampijoro ny malemy sy ny torovoka! X2
Miderà... (Miderà!)
Hobio... (Hobio!)
Mitehafa tanana fa lehibe ny Tompo!
Miderà... (Miderà!) Hobio...
Andriamanitra velona no tompoinay!
A/C: Hasina Niaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe sarobidyVangy : 131
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hasina1370
Daty : 30/08/2026 16:20