Ambany elatrao (Groupe sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
omosey Ambany elatrao
Tiako ny hitoetra ao aminao raha toa ka sitrakao
Indro aho mitalaho sy miandrandra famonjena ity mpanomponao
Fa saika lavo aho tamin’ireo fakam-panahy nataon’ilay satana tononkira.serasera.org
Anaty haizina aho no indro fa miantso anao
Omeo ny tananao
Réf: ampodio ‘zahay ry Tompo ô
Arovy koa ho ambany elatrao
Fa iza dzxlwhpi moa, iza moa ‘zahay no tsinjovinao
Ary koa avelao ny helokay pcwtfht ry Tompo ô
Ny saotra anie ho anao
Apetrako ao aminao ny faniriako
Raha sitrakao ry Ray mba ho toa izay zavatra kinasa
Ny fiainako am-panahy Tompo ô ,mba tahionao
Aza avela hiady irery fa mafy ny onja ety
Fa mila ho reraka aho
Réf: ampodio ‘zahay ry Tompo ô
Arovy koa ho ambany elatrao
Fa iza moa, iza moa ‘zahay no tsinjovinao
Ary koa avelao ny helokay ry Tompo ô
Ny saotra anie ho anao
A/C: Hasina Niaina

--------
Link:
About this song
Artist : Groupe sarobidyHits : 594
Likes : 1 Like
Created by : hasina1370
Date : 22/12/2023 14:39