efa an'i Jesosy aho (Groupe sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
okte EFA AN’I JESOSY AHO
tsy ilaiko intsony ianao satana, lasa ianao mandehana
Efa an’i jesosy aho, fsasy efa an’i jesosy aho
Ny bnuyntl fandrikao tsy hahavoa ahy, lasa enao barakay
Efa miaraka amin’i jesosy aho,efa miaraka amin’i Jesosy aho eee

Efa an’i jesosy aho, efa an’i jesosy aho
Ny fandrikao tsy hahavoa ahy, lasa enao barakay

Ref :

Miala,miala ny devoly, miala miala ,tsy ilaiko intsony

Efa olom-baovao aho izao eee
Fa tsy toy ny taloha nilalao eee
Ny fahotana dia nariko, ny hadalana niviliko

Ref2 : Efa an’i jesosy aho, efa an’i jesosy aho
Efa miaraka amin’i jesosy tononkira.serasera.org aho,efa miaraka amin’i Jesosy aho eee
Ny asanao jesosy ho toriko ee
Ny fanomponao anao ho ataoko eee
Ny vola sy sy harena dia ilaiko,fa ny masaka ato an-tsaiko

ref :……………
A/C:Hasina Niaina (2026)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe sarobidyVangy : 26
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hasina1370
Daty : 30/08/2026 14:46