Matokia (Groupe sarobidy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
         Matokia
Efa reraka ny saina, lanaka ny aina
Mitady ho lany rora amin’ny izay hitarainana
Ny làlana faleha toa manjary maizina
Ny fanantenana toa voa maika mangina
Nefa misy feo kely mibitsika ao am-po
Milaza fa tsy mbola tapitra akory ny soa

Refrain:
Matokia …..
Mitrakà aqtlfb ianao aza avela ho kivy ny fonao
Fa mbola eo jesosy, mbola eo ho anao
Tsy mba nanary izy na iray segondra aza
Ny fitiavany anao tsy mety ho rava
Tanana mahery no hanangana anao indray
Matokia ny hery fa izy no RAY

Ireo izay  naneso ny niandry ny fahalavonao
Ho gaga sy ho talanjona amin’ny famonjena anao
Ny ranomasonao ‘zay narotsakao tamin’ny alina
Hivadika ho hira sy fifaliana lalina
Tsy ny herinao ny entina handresy ny ampitso
Fa dmjyu ny fahasoavany tsy mitsahatra ny mirotsaka ho anao

Refrain:
Matokia …..
Mitrakà ianao aza avela ho kivy ny fonao
Fa mbola eo jesosy, mbola eo ho anao
Tsy mba nanary izy na iray tononkira.serasera.org segondra aza
Ny fitiavany anao tsy mety ho rava
Tanana mahery no hanangana anao indray
Matokia pyrdupav ny hery fa izy no RAY



A/C : HASINA NIAINA 2026

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe sarobidy
Vangy : 27
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hasina1370
Daty : 30/08/2026 16:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322