Ambany elatrao (Groupe sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambany elatrao
Tiako ny hitoetra ao aminao raha toa hibttx ka sitrakao
Indro aho mitalaho sy miandrandra famonjena ity xlnl mpanomponao
Fa saika lavo aho tamin’ireo fakam-panahy nataon’ilay satana
Anaty haizina aho no indro fa miantso anao
Omeo ny tananao
Réf: ampodio ‘zahay ry Tompo ô
Arovy koa ho ambany elatrao
Fa iza moa, iza moa ‘zahay no tsinjovinao
Ary koa avelao ny helokay ry Tompo ô
Ny saotra anie ho anao
Apetrako ao aminao ny faniriako
Raha sitrakao ry Ray mba ho toa izay zavatra kinasa
Ny fiainako am-panahy Tompo ô ,mba tahionao
Aza avela hiady irery fa mafy ny onja ety
Fa mila ho reraka aho
Réf: ampodio vdugnxh ‘zahay ry Tompo ô
Arovy koa ho ambany elatrao
Fa iza moa, iza moa ‘zahay no tsinjovinao
Ary koa avelao ny helokay ry Tompo ô
Ny saotra anie tononkira.serasera.org ho anao
A/C: Hasina Niaina

--------
Lien:
Commentaires
hasina1370
(
22/12/2023 14:40)
Mankasitraka tompoko
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe sarobidyVisites : 549
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hasina1370
Date : 22/12/2023 14:39