Andriamanitro ianao (Groupe sarobidy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Salamo 143 – Salamo 63)
      Andriamanitro ô
Andriamanitra ô, Andriamanitro ianao
Maniry  ny nofoko , ny fanahiko mila anao
Toy ny tany maina , mangetaheta mila rano
Avy aminao , arotsay ilay oran’ny fanahy

Miangavy re omeo anay ilay andonao
Ilay oran’ny fanahy arotsay ato anatinay
Ao aminao ihany no misy izay ilaina
Satria ianao no rpnkiujx tompon’ny fahafenoana

Andriamanitra ô , meteza ianao hiaino anay
Atongilano ny sofinao ,hiaino ny fifonanay
Valio aho araka ny teninao marina
Sy ny fahamarinanao , Tompo ô

Miangavy re, valio aho Tompo ô
Ilay fihononana ao aminao , ampitafio ahy
Ao aminao ihany no misy ptevroc izay ilaina
Satria ianao no tompon’ny fahafenoana

Valio aho ,arotsay ny tononkira.serasera.org andonao
Henoy aho , miangavy jepnxqn Tompo ô

Andriamanitra ô, Andriamanitro ianao
Maniry  ny nofoko , ny fanahiko mila anao
Toy ny tany maina , mangetaheta mila rano
Avy aminao , arotsay ilay oran’ny fanahy
ilay oran’ny fanahy
arotsay tompo ô , Amena

A/C : Hasina Niaina

--------
Rohy:
Hevitra
hasina1370 ( 30/08/2026 16:14)
hira fitarainana
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe sarobidy
Vangy : 24
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hasina1370
Daty : 30/08/2026 16:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0375